Company overview
RCS
RCS Morondava 2019 C 00002
Name
Kaoperativa Fitahiasoa
Entity type
Coop : Coopérative
Authorized capital
Ar 224,000
Industry name
-Hanao izay hanamaivanana ny fanatanterahana ny asa fandaminana maty paika,teknika vaovao, fifampiraharahana aminny mpamatsy:aminny kojakoja fanolo, akora fototra, fitaovana, ... ilaina aminny fampandehanana tsara sy hamiroboroboana ny kaoperativa). -Hanao izay ahazoanny mpikambana fitaovana iraisana na ho anny tsirairay. -Hanao izay hanatsarana ny vokatra sy hampivoarana ny asanny kaoperativa. -Hanao izay isianny fifanampiana eo aminny samy mpikambana na eo aminny lafiny fiaraha-monina, na eo aminny fanatanterahana ny asa mba hampisondrotra ny fari-piainana sy ny fari-pahalalanny tsirairay.
Registration date
3 December 2019
Address
Kimony
Country
Madagascar